top of page
Video clips

 

Misaotra indrindra tamin'ireo nisahirana sy nanatosoa ary nandray anjara tamin'ny famokarana ny video clips "AVIA RY TOMPONAY" sy "FALY DIA FALY" navoaka ny volana Desambra 2014 lasa teo. Ho aminin'Andriamanitra anie isika mianakavy !

 

Nos sincères remerciements pour celles et ceux qui ont participé, de près et de loin, à la réalisation des deux derniers clip videos "AVIA RY TOMPONAY" et "FALY DIA FALY" sortis en Decembre 2014. Que Dieu nous garde toutes et tous !

 

Our sincere thanks to those who participated, from near and far, to achieve the last two video clips "AVIA RY TOMPONAY" and "DIA FALY FALY" released in December 2014. God bless us all!

CD Audio "Noely"
   Azontsika henoina mivantana / Maintenant en ligne / Now on-line.
 
 
1- Avia ry Tomponay 2- Faly dia faly 3- Noely Noely 4- Roso ny dia
5- Tonga nofo 6- Tonga Ianao Tompo 7- Alina mangina 8- Io Zaza io
9- Ampio zahay Maria 10- Jozefa sy Maria 11- Fiadanana nomen'i Kristy
Tratry ny taona e ! - Bonne Année - Happy New Year 2015

 

Faly miarahaba antsika rehetra tratry ny taona 2015. hitondra soa sy fanambinana ho antsika rehetra anie ity taona ity. Dia ho ambinin'Andriamanitra anie isika mianakavy.

 

Bonne année ! Qu'elle soit riche de joie et de gaieté, qu'elle déborde de bonheur et de prospérité et que tous les vœux formulés deviennent réalité ! Que Dieu vous benisse.

 

Happy New Year of promises and fresh start which fill every heart with hopes and aspirations. Our wishes of love and laughter this day and forever to you. God bless you all.

News

© 2015 by groupe manrese

  • Facebook Classic
Facebook
  • c-youtube

YouTube

  • Twitter Classic
Twitter
bottom of page